Dikan'ny teny : hohona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanambombana amin'ny sandry; fiarovana atao mba tsy haharatra na ho voan'ny hatsiaka ilay kobonina; famihinana eo an-tratra ny zanaka. 1 t.if.: Hohonina, ahohona, voahohona / manohona, fanohona, mpanohona j anohonana, fanohonana I mihohona, fihohona, mpihohona I ihohonana, fihohonana I mahahohonalhohonkohona / ankohonana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel