Dikan'ny teny : hoika

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hoiky t.p.: Teny tenenina raha sempotra na sasatra nony mijanona na mijoro kely avy niaka-piakarana: Kotka! mideza koa izany raha fiakarana. - t.i.f.: Mihoika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel