Dikan'ny teny : holafitra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Holafiny a.: Fitambaran'ny akondro iray sampaho izany hoe miangona amin'ny tendron'ny taho anankiray. • h.o.: Fizarana, toko, antoko. - F.-p.: An-kolafitra: isantokony. / Manao an-kolafiny: mitambatra manao andaniny ny tena mba hiady na hifanohitra amin'ny ha fa. / Be holafiny: antokomiaramila misy miaramila arivo lahy, * Ohab.: Ny olombelona toy ny embok'akondro ka raha manondro lanitra, iray ihany fa raha mitsontsorika, samy manana ny holafiny: enti-milaza ny firaisam-piavian' ny olombelona na dia misampana ho karazany maro aza (ohab. mit.: Lad?m-boatavo ny olombelona: raha fotorana, iray ihany). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel