Dikan'ny teny : holandey

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. hollandais) a: Ny mponina tompon-tany ahy amin'ny tanin'i Holandy: Mipetraka amin'ny tany ambanin'ny haavon'ny ranomasina ny Holandey. ? p.t.: Momba an'i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin'ny baolina kitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel