Dikan'ny teny : holatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin'ny hoditra. - t.i.f.: Holarina. Ahitsio
2 a.: Karazan-javamaniry mitarehi-na elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel