Dikan'ny teny : hombo

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hazo na vy kely anentsenanaloaka, anakamba• nan-javatra roa simaka; fanararaotana tenin'olona mba hamelezana azy ihany; fihamafisan'aretina:Hay tsy varavarana hombo vy fa hazo fisaka midity harongana (Tsel). 1 t.i.f.: Homboana, ahombo, voahombo, tafahombo I manombo, fanombo, mpanombo 1 anomboana, fanomboana / mihombo, fihombo, mpihombo 1 ihomboana, fihomboana / mahahombo / hombohombo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel