Dikan'ny teny : homboana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hombo) mt. ih. (homboy): Araikitra amin' ny hombo, tsimatra: Hom-boy ny hidin-trano. 1 Fantsihana: Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy. • Asiana, alentika: Nohomboana tamin'ny teniny Ikotofatsora. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel