Dikan'ny teny : homby

Hampiditra dikany vaovao
1 «homby»: midika hoe "antonona" na "sahaza" samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina amin'io ka toerana io ohatra: -tsy homby anao iny pataloha iny. (Tsy antonona, tsy sahaza) -hafaliana tsy homby tratra (mihoatra ny tratra) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel