Dikan'ny teny : homoka

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Homokomoka a.: Fitsakoana na fihinanana zavatra afinafenina ka tsy sokafana mihitsy ny vava amin'izany. i t.i, f : Homokomohina, voahomokomoka / manomokomoka, fanomokomoka, mpanomokomoka / mihomokomoka, fihomokomoka, mpihomokomoka / ihomokomohana, fihomokomohana / mahahomokomoka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel