Dikan'ny teny : honaka

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t. sady a.: Tsy mahahetsika noho ny halehibiazan-doatra na noho ny aretina; tsy fahafahana miarina am-pandriana; vonto, hotsaka. 1 h.o.: Vono, fametsapetsana. - t.i.f.: Honahina, ahonaka, voahonaka, tafahonaka / manonaka, fanonaka, mpanonaka I anonahana, fanonahana i mihonaka, fihonaka, mpihonaka lihonahonahana,fihonahonahana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel