Dikan'ny teny : hondrahondra

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihevingevenana na fihofahofana, toy ny an'ny volon'olona lava mihazakaz aka. - t.i.f.: Mihondrahondra, fihondrahondra, mpihondrahondra / ihondrahondrana, fihondrahondrana. Ahitsio
2 p. t.: Malemy bodaka; mohaka tsy maharin-tena. - t.i.f : Ahondrahondra, voahondrahondra I mihondrahondra, fihondrahondra, mpihondrahondra / ihondrahondrana, fihondrahondrana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel