Dikan'ny teny : honina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Honinkonina a: Fahasahirankiranana amin'izay atao. amin'ny fiomanana an'izay hatao, amin'ny famonjena zavatra maro indray atao, amin'ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan'ny olona. 1 t.f.f.: Mihoninkonina,fihoninkonina, mpihoninkonina / ihoninkonenana, fihoninkonenana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel