Dikan'ny teny : honjihonjy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Honjohonjo p. t.: Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin'iny takariva iny. / Honjihonjinay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra in y. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel