Dikan'ny teny : hono

Hampiditra dikany vaovao
1 mt.: Teny atao eny afovoan'ny teny lazaina na mamarana azy ka enti-milaza fa mpamerina fotsiny izay voalaza ny tena ary tsy tompon' antoka amin'ny fahamarinany: Manavy, hono, Rakoto, ka tsy tonga niasa - t.i.f.: Honoina / honohono / honohonoina / mihono, mihonohono. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel