Dikan'ny teny : hontihonty

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Teny na fihetsika atao-na lehilahy hahazoany sitraka amim-behivavy; fanompotompoana iandrandrana valiny. - t.i.f.: Mihontihonty, fihontihonty, mpihontihonty I ihontihontiana, fihontihontiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel