Dikan'ny teny : hontsa

Hampiditra dikany vaovao
1 p. t.: Malemy, trotraka: Hontsan'ny hanoanana ~ Fano alahelo amin'ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana ? Ngoly, vonto: Hontsan'ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any. i t. ? f.: Hontsahontsa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel