Dikan'ny teny : hontsana

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fanetsiketsehana ny rano atao ao anaty tavoara na ao am-bava mba hanadiovana ny tavoara na ny aty vava. ~ Ny loto avy amin'izany fanetsiketsehana izany: Hontsam-bilia ~ Fanetsiketsehana ny ao anaty zavatra na ny eo ivelany amin'ny fitopatopana. 1 tif: Hontsanana, ahontsana, voahontsana / manontsana, fanonteana, mpanontsana I anontsanana, fanontsanana / mihontsana, fihontsana, mpihontsana 1 ihontsanana, fihontsanana. - F.-p.: Hontsam-bilia: rano avy nanasana vilia. ΒΆ M. h.: Hozam-bilia, ranondolana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel