Dikan'ny teny : hontsina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hari-koditra, fanaikitry ny hatsiaka, ny aretina. - t.i.f.: Mangontsina, fangontsina / angontsinana, fangontsinana. Ahitsio
2 sy Hontsona a: Fihetsehana kely; firaikana kely fa voadona. - t.i.f: Hontsinina, ahontsina, voahontsina / manontsina, fanontsina, mpanontsina I anontsinana, fanontsinana / mihontsina, fihontsina, mpihontsina I ihontsinana, fihontainana 1 mahahontsina I hontsinkontsina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel