Dikan'ny teny : hopaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Fihofahofana (enti-milaza zavatra mitapelaka ka mikopakopaka tsofin'ny rivotra na voahetsiketsika) Jer. Kopaka. 1 t.if.: Ahopaka / mihopaka, fihopaka / ihopahana, fihopahana / mahahopaka / hopakopaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel