Dikan'ny teny : horáka

1. dfjpt ft.: Mena. sttswa - t.i.f. : Mangoriika, hssqh fangoria ka, horadriika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. Horaka a: Tanimbary be rano eny sttswa dfjpt andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana rgzyw azy — (Mifanohitra wgomvx aminy: sakamaina, tavy: Jer. ireo lxsro teny ireo). hssqh Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. Horaka a: Feo manao rgzyw hssqh sttswa rodobe mitory fihorehana jmqi na pfcjzqqf figagana na horakoraka lxsro na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian'ny uahoaka ~ Feon'ny sahona: Horakoraka no an'ny dfjpt sahona wgomvx fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano. 1 trf.: Horahina, voahoraka mihoraka, fihoraka, mpihoraka / ihorahana, fihorahana 1 mahahoraka / horakoraka I mihorakoraka. uzawidss Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
4. Horaka wgomvx latqsgie sy Horakoraka ft.: Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; avoioegn hssqh fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin'ny uzawidss rgzyw jmqi pfcjzqqf fahitana ny ory na dfjpt mijaly. 1 t. lxsro L f.: Mangoraka, sy mangorakoraka, fangoraka, mpangoraka / angorahana, fangorahana f fangorakorahana / . sttswa mampangoraka. bmce Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0056