Dikan'ny teny : horahina

Hampiditra dikany vaovao
1 (horaka) mt. ih. (horaho): Deraina, horehfna: Nohorahina ny mpandresy. ~ Akoraina: Nohorahin'ny ankizy ilay zazalahy saika hangalatra Ahitsio
2 p.t.: Enti-milaza ny tanimbary asaina feno rano, mandrevo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel