Dikan'ny teny : horaka

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Mena. - t.i.f. : Mangoriika, fangoria ka, horadriika. Ahitsio
2 a: Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy — (Mifanohitra aminy: sakamaina, tavy: Jer. ireo teny ireo). Ahitsio
3 a: Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny horakora-pifalian'ny uahoaka ~ Feon'ny sahona: Horakoraka no an'ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon'ny rano. 1 trf.: Horahina, voahoraka mihoraka, fihoraka, mpihoraka / ihorahana, fihorahana 1 mahahoraka / horakoraka I mihorakoraka. Ahitsio
4 sy Horakoraka ft.: Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin'ny fahitana ny ory na mijaly. 1 t. L f.: Mangoraka, sy mangorakoraka, fangoraka, mpangoraka / angorahana, fangorahana f fangorakorahana / . mampangoraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel