Dikan'ny teny : horika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Figagana, fitalanjonan'olona maro noho ny hatsarana na haratsian-javatra atrehina tafahoatra. - t.i.f : Horehina, tafahorika / mihorika, fihorika, mpihorika / ihorehana, fihorehana / mahahorika 1 horikorika / mihorikorika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel