Dikan'ny teny : horirana

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandriana ka ny ila no atao ambany mandry; fijoroana tsy manatrika na miamboho fa ny ila an-kavia na havanana no tazana. 1 t.i, f,: Horiranina, ahorixana, voahorirana, tafahorirana / manorirana, fanorirana, mpanorirana / anoriranana, fanoriranana I rnihorirana, fihorirana, mpihorirana 1 ihoriranana, fihoriranana / mahahorixana f horirandrirana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel