Dikan'ny teny : horirika

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Ravin'ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila). * Ohab.: Horirika namonosan-kena ka miara-deuona: enti-mil aza ny mpangalatra sy ny mpanafin-kalatra izay tokony homena sazy iray ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel