Dikan'ny teny : horohoro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hovotrovotra: Nampianjera ny fanaka tao an-trano ilay horohoron-tany halina. 1 Tebiteby, tahotra mamely mafy, fahatairana izaitsizy: Tsy hita holazaina ny horohoron'ny vahoaka nandre fa nanatona ny fahavalo. - t.i.f : Mihorohoro, fihorohoro, mpihorohoro / ihorohoroana, fihorohoroana / mangorohoro. Ahitsio
2 a.: Karazan'ahitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel