Dikan'ny teny : horompotsy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ahitrakarazana horona, maniry mitambabe eny amoron-drano na ankeniheny, lava ravina, mafy taho, atao fanafoana trano, ary noho izy malefaka kokoa noho ny horona dia anaovana sesi-kidoro koa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel