Dikan'ny teny : horona

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan'ahitra fanao kitay, na kifafa koa no-ho izy henjana. Ahitsio
2 a: Fanadiovana zavatra toy ny taratasy, tsihy, kofehy hivoromborona eo amin'izay nitoerany ihany. • Fandanonana sy fampirimana ny zavajavatra. • Fikainkonana sy fiketronana. • Fambaboana fananana. - t.i.f.: Horonana, ahorona, voahorona,tafahoronalmangorona, fangorona, mpangoroua 1 angoronana, fangoronana / mihorona, fihorona, mpihoroaa 1 ihoronana, fihoronana, mahahorona/horonkorona,horongorona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel