Dikan'ny teny : hosena

Hampiditra dikany vaovao
1 (hosy) mt. ih. (hoseo): Hitsahina amin'ny tongotra: Aza hosena it? lambako. ? h o.: Atao tsinontsinona, zimbazimbafna: Nohoseny ny hajan'ny tokantranony tamin'ny fitondran-tena ratsy nataony. • Vakivakina (enti-milaza ny baingan'ny tanimbary vakina mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hanetsana ny vary): Hosen'ny olona ny tanimbary alohan'ny hanetsana • Baboina: Nohosen'ny fanjakana ny hareny fa namadika tanindrazana izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel