Dikan'ny teny : hosina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na 1oko, na loto; fandraisana adidy amin'ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy. ¶ M. h.: Tavona. - t.i.f•: Hosenana, ahosina, voahosina, tafahosina 1 manosina, fanosina, mpanosina / anosenana, fanosenana 1 mihosina, fihoskra mpihosina / ihosenana, fihosenana / mahahosbra 1 hosinkosina . Ahitsio
2 a: Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava. i t.if.: Ahosina, voahosina I mihosina, mihosinkosina, fihosinkosina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel