Dikan'ny teny : hosoka

Hampiditra dikany vaovao
1 sy Hosokosoka a: Zavatra tsy tena izy, fa ala tahaka ratsy sy vita an-tandrevaka mba hamitahana: Nanao vola an-kosoka izy ka voasazy roapolo taona amponja. - F.-p.: Manao hosoka: ma-nova endri-javatra, manao zavatra tsara ivelany hamitahana olona. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel