Dikan'ny teny : hosorana

Hampiditra dikany vaovao
1 (hosotra) mt.ih. (hosory): Lalorina na tavonana menaka: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? /loko, vernia...: Hosory ver-nia ny fanakao fa hangilohilo / fotaka: Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / savon y: Hosory savony tsara ny lamba... • Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel