Dikan'ny teny : hosy

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanitsahana amin'nY tongotra. ? h.o.: Fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan'olona. - t.i.f : Hosena, ahosy, voahosy I manosy, fanosy, mpanosy 1 anosena, fanosena 1 mihosy, fihosy, mpihosy I ihosena, fihosena / mampihosy / mahahosy 1 hosihosy. - F.-p.: Lambo mandia hosy: ilazanany "mpanaraka e-fa" ka ny vitan'ny sasany ihany indray no ataony. / Manao hosy voanjo: manitsakitsaka tsy misy rirany, fa dia atao amin'izay tiana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel