Dikan'ny teny : hota

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Hanina notsakoina ka aloa; hanina voatsakon'ny reny ka omeny ny zanany: Tsy tsara ny manome hota ny zaza ri t.i.f: Hotaina, voahota / mihota, fihota, mpihota / ihotana, fihotana 1 hotahota I manotahota. - F.-p•: Manapa-kota: mampiato ny fisakafoan'olona izay mbola eo am-pihinanana. ( Aza fady, tompoko, fa manapa-kota: teny enti-miala tsiny raha, ohatra, ka han-dao olona mbola eo am-pisakafoana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel