Dikan'ny teny : hotakotaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tabataba sy horohoro;horohoro noho ny fanampoizana loza na zavatra atahorana izay re fa ho avy na mananontanona; fihetsiketsehana noho ny tany tsy mandry misy zavatra mampiahiahy: Hotakotaka eran'ny tanĂ na tamin'ny fisamborana ilay lehiben'ny mpiodina - t.i.f.: Tafahotahotaka / mihotakotaka, filrotakotaka, mpihotakotaka 1 ihotakotahana , fihotakotahana I mangotakotaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel