Dikan'ny teny : hoto

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. - t.i.f.: Hotoina, voahoto / mihoto, fihoto, mpihoto / i• hotoana, fihotoana 1 mahahoto. Ahitsio
2 a. Hotohoto p.t.: Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hotohoto ny akanjokelin-janako. 1 Rovidrovitra, voarotika: Hotohoto ny tarehin'ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono. 1 t,if: Hotoina, voahoto 1 manotohoto, fanotohoto j mpanotohoto / anotohotoana, fanotohotoana / mahahotohoto. Ahitsio
3 a: Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana 1oaka na vaky: Manentsin-tsambo amin'ny hoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel