Dikan'ny teny : hotraka

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Ny ketrona mivalombalona eo ambanin'ny kibomalemy. - t.i.f.: Hotrahina 1 manotraka / fanotrahana 1 manotrakotraka. - F.-p.: Tsy manotraka zary, tsy manotraka firy: mangatsia-po, tsivinitra, boina. Ahitsio
2 ft.: Fahamay, fandevy, fivaivay. - t.i.f.: Mangotraka, fangotraka, mpangotraka 1 angotrahana, fangotrahana 1 hotrakotraka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel