Dikan'ny teny : hotro

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karama. - t.i.f: Mihotro, fihotro, mpihotro / ihotroana, fihotroana. - F.-p.: Mila hotro: mikarama, mitady karama, mitady asa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel