Dikan'ny teny : hotsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin'ny hotsaka. ? p. t : Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony. • Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany ma-non to b. - t.i.f.: Hotsahana, ahotsaka, voahotsaka 1 mihotsaka, fihotsaka J ihotsahana, fihotsahana 1 mahahotsaka 1 hotsakotsaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel