Dikan'ny teny : hovihovy

Hampiditra dikany vaovao
1 na Hovohovo a: Ka-raz ana akoram-biby amin'ny ranomamy. Ahitsio
2 a.: Fangovitana, fipararetana kely tsy dia mafy. i Li. f : Mangovihovy na mihovihovy, fangovihovy 1 angovihoviana, fangovihoviana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel