Dikan'ny teny : ianao

Hampiditra dikany vaovao
1 s.o.: Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: Amin'ny firy no handeha ianao? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel