Dikan'ny teny : ianarana

Hampiditra dikany vaovao
1 (anatra) mt. ih.: Entimilaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy: Ny tenindrazana no tokony hianarana voalohany indrindra. • mt. pt.: Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra: Ny rakibolana no tsara hianarana ny tenin-drazana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel