Dikan'ny teny : idahy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Teny entin'ny vehivavy manondro ny anadahiny amin'ny fomba somary miangentsana: Aoka re, ry Idahy, fa be loatra izany fandokadokafanao ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel