Dikan'ny teny : ikaky

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Idada: Maty aho, ry Ikaky sy Ineny. • Teny iantsoana na ilazana ireo lehilahy efa zokiolona mba ho fanajana azy: Menatra anao a-ho, ry Ikaky, fa aza dia dokadokafanao. / Dia nandeha Ikaky Rabe ka tonga teny an-tampon'ny tendrombohitra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel