Dikan'ny teny : ila

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Faritra misy ny tehezana amin'ny tenan'ny olombelona: Misy marary ato amin'ny ilako havia ato. ¶ M. h,: Lanimandry, lafy. • h.o,: Ampahany: Nolokoana fotsy ny ila varavarana atsimo / Misy ila tanimbariko hamidy raha hovidinao. • Faritra: Be ala ny ila atsinanan'i Madagasikara. • Antsasaka: 0-meo ahy hovidiko it? ila tratran'omby - t.i.f.: Ilaina, alla, voaila 1 manila, fanila, mpanila f anilana, fanilana f mifanila f mitanila 1 anilany na an-kilany f ilavoamena, ilasiray, ilashoa, ilasitelo, ilasiventy. - F Anila (ppk): akaiky: Mipetraha eto anilako. / Ankilany: amin'ny antokony iray mifanohitra (mifamaly amin'ny an-daniny):Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny. / Ankilabao: amin'ny ilan'ny bao filanjana entana. / Atao ankila bao: enti-milaza ny entana atao amin'ny ilan'ny bao filanjana mba tsy hampahavesatra ila ny fitondrana; koa amin'izany entina hilazana izay zavatra rehetra f-laina mba hampifandanja fotsiny ny atao fa tsy misy hilana azy firy. / Ra hoho: sombiny kely, poti-javatra kely dia kely. / Ra omby: ny antsasaky ny omby voarasa izay nomena ny solontenan' ny andriana nanatrika ny hasoavan-jaza. * Ohab.: Mandeha ila ohatra ny kiraron'i Beminaha: enti-milaza zavatra tsy feno, tsy tokony ho araka ny izy. lia ft.: Fitadiavana, fizahana, fikarohana. i t. t f.: (laina 1 mila, fila, mpila 1 ilana, filana 1 ilaila. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel