Dikan'ny teny : ilovina

Hampiditra dikany vaovao
1 (ilo) p.t.: Enti-milaza lavaka na zohy lalina izaitsizy, ka tsilovina amin'ny afo vao hita ny farany. lm - In: Tovona fanao eo alohan'ny teny milaza isa ka entina milaza ny isan'ny fiverimberenan'asa nanaovanjavatra: Imbalo, inefatra, injato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel