Dikan'ny teny : impito

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Enti-milaza fiverenan-javatra inenina miampy indray mandeha: Avadiho impito ny lelanao alohan'ny hiteny, hoy ny Soratra Mari-na Manimpito, fanimpitony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel