Dikan'ny teny : inay

Hampiditra dikany vaovao
1 na Inlay p.mt.: Enti-milaza zavatra heno ka toa tondroina: Injay ilay feo henoko omaly. / Inay ilay feo. Ahitsio
2 t.p.: Toy izay, tahaka izay (teny mitory toa fanenenana amin'ny zavatra na-tao, na toa faniniana ny lahatra amin'ny tsy naha-toy izao na toy izao ny tena): Inay aho tsy niauonavona tamin'ny lehibeko! / Inay a-ho tsy nahalala an'iny olona iny na oviana na oviana! / Inay aho uorona sahala aminao! (Ny Avana). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel