Dikan'ny teny : indrafo

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Hamorana hamela hadisoana, famindram-po (indraindray koa atao hoe findrafo): Olona tsy manana indrafo io lehilahy io. - F-p.: Be indrafo: fatra-pamela ny hadisoana na halo-ka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel