Dikan'ny teny : indraika

Hampiditra dikany vaovao
1 p.mt.: Fiangolana ny hoe "indray": Raha tany indraika kosa ka mifaly — Hadinoy ny sentosento sy tomany — Aoka ihany izany foko no hijaly — Hitoloko samy irery lavitra any (R.R. -R.). • Indray mandeha: Impiry ianao no tany Mahajanga? — Indraika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel